Jeremiah 19:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Andeha mividy tavoara tanimanga, ary makà zokiolona amin’ny vahoaka sy zokiolona amin’ny mpisorona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no voalazan’i Iaveh: Mandehana mividy tany ho anao; ary ento hiaraka aminao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny TOMPO tamin’i Jeremià: –Mandehana mividy siny tanimanga iray any amin’ny mpanefy tanimanga, dia makà loholona avy amin’ny vahoaka ary loholona avy amin’ny mpisorona hiaraka aminao.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Andeha mividy tavoara tanimanga, ary makà anti-panahy amin'ny vahoaka sy anti-panahy amin'ny mpisorona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Andeha mividy tavoara tanimanga, ary makà zokiolona amin’ny vahoaka sy zokiolona amin’ny mpisorona,
malagasy
[Fanoharana ny amin'ny tavoara vaky] Izao no lazain'i Jehovah: Andeha mividy tavoara tanimanga, ary makà anti-panahy amin'ny vahoaka sy anti-panahy amin'ny mpisorona,