Jeremiah 19:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia torotoroy eo imason’ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, montsàny eo imason’ireo olona tafaraka aminao ny siny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avy eo, ry Jeremià, dia poteho eo imason’ireo olona miaraka aminao ny siny,
Malagasy Bible 1865
Dia torotoroy eo imason'ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia torotoroy eo imason’ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara
malagasy
Dia torotoroy eo imason'ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara,