Jeremiah 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia toy izany no hataoko amin’ity tanàna ity sy amin’izay mponina ato; hatao tahaka an’i Tofeta ity tanàna ity, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hataoko amin’ity firenena ity, - teny marin’i Iaveh, - sy amin’ny mponina ao aminy, rehefa hataoko tahaka an’i Tôfeta ity tanàna ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ho tahaka izay nanjo an’i Tôfeta no hataoko amin’ity tanàna ity sy ny mponina ao aminy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany no hataoko amin'ity tanàna ity sy amin'izay mponina ato, ka dia hatao tahaka an'i Tofeta ity tanàna ity, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia toy izany no hataoko amin’ity tanàna ity sy amin’izay mponina ato; hatao tahaka an’i Tofeta ity tanàna ity, hoy NY TOMPO.
malagasy
Dia toy izany no hataoko amin'ity tanàna ity sy amin'izay mponina ato, ka dia hatao tahaka an'i Tofeta ity tanàna ity, hoy Jehovah.