Jeremiah 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia mankanesa any amin’ny Lohasahan’ny taranak’i Hinoma, izay eo anoloan’ny vavahady Harsota, ary torio eo ny teny izay holazaiko aminao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny loholona amin’ny vahoaka, sy ny loholona amin’ny mpisorona, dia mivoaha ho any amin’ny lohasahan’i Ben-Hinôma izay ao amin’ny fidiran’ny vavahadin’ny Fanefem-bilany, ka torio eo ny teny holazaiko aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia mivoaha mankany amin’ny lohasahan’i Bena-Hinôma, izay eo anoloan’ny vavahadin’ny vakim-bilany ary any no torio ny hafatra hambarako anao,
Malagasy Bible 1865
dia mivoaha ho any amin'ny Lohasahan'ny taranak'i Hinoma, izay eo anoloan'ny vavahady Harsota, ary torio eo ny teny izay holazaiko aminao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia mankanesa any amin’ny Lohasahan’ny taranak’i Hinoma, izay eo anoloan’ny vavahady Harsota, ary torio eo ny teny izay holazaiko aminao
malagasy
dia mivoaha ho any amin'ny Lohasahan'ny taranak'i Hinoma, izay eo anoloan'ny vavahady Harsota, ary torio eo ny teny izay holazaiko aminao,[Harsota = tavim-bilany(?)]