Jeremiah 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay tsy hanaovana ity toerana ity intsony hoe Tofeta, na Lohasahan’ny taranak’i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany indro tamy ny andro, - teny marin’i Iaveh, - tsy hiantsoana ity fitoerana ity intsony hoe: Tôfeta na lohasahan’i Ben-Hinôma fa hoe lohasaha famonoana kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Noho izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, dia ho avy ny andro izay tsy hiantsoana ity toerana ity intsony hoe Tôfeta na lohasahan’i Bena-Hinôma, fa hatao hoe lohasaha Famonoana.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana ity fitoerana ity intsony hoe Tofeta, na Lohasahan'ny taranak'i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO, izay tsy hanaovana ity toerana ity intsony hoe Tofeta, na Lohasahan’ny taranak’i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa.
malagasy
Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana ity fitoerana ity intsony hoe Tofeta, na Lohasahan'ny taranak'i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa.