Jeremiah 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa nisy firenena efa nanova ny andriamaniny va? Nefa ireny dia tsy andriamanitra akory. Fa ny oloko kosa dia efa nanakalo ny voninahiny tamin’ireny tsy mahasoa ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa misy firenena manakalo ny andriamaniny va? - nefa ireny aza tsy Andriamanitra akory!... Fa ny vahoakako kosa efa nanakalo ny voninahiny, amin’izay tsy mahasoa na inona na inona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ve nisy firenena efa nanova ny andriamaniny, nefa tsy andriamanitra akory ireny! Fa ny vahoakako kosa efa nanakalo ny voninahiny tamin’ireo andriamanitra tsy mahasoa akory.
Malagasy Bible 1865
Moa nisy firenena efa nanova ny andriamaniny va? Nefa ireny dia tsy Andriamanitra akory. Fa ny oloko kosa efa nanakalo ny voninahiny tamin'ireny tsy mahasoa ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa nisy firenena efa nanova ny andriamaniny va? Nefa ireny dia tsy andriamanitra akory. Fa ny oloko kosa dia efa nanakalo ny voninahiny tamin’ireny tsy mahasoa ireny.
malagasy
Moa nisy firenena efa nanova ny andriamaniny va? Nefa ireny dia tsy Andriamanitra akory. Fa ny oloko kosa efa nanakalo ny voninahiny tamin'ireny tsy mahasoa ireny.