Jeremiah 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Talanjòna amin’izany, ry lanitra! Ary matahora ka mangorohoroa fatratra, ianareo! Hoy NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Talanjòna amin’izany, ry lanitra, mangovita sy mangorohoroa mafy ianareo, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aoka ho gaga ianareo any an-danitra ka samia raiki-tahotra sy mangorohoro; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Talanjona amin'izany ry lanitra! Ary matahora, ka mangorohoroa indrindra, ianareo! hoy Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Talanjòna amin’izany, ry lanitra! Ary matahora ka mangorohoroa fatratra, ianareo! Hoy NY TOMPO;
malagasy
Talanjona amin'izany ry lanitra! Ary matahora, ka mangorohoroa indrindra, ianareo! hoy Jehovah;