Jeremiah 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamely azy no mampierona ny liona tanora sy amoahany feo ka mahatonga ny taniny ho lao; nodorana ny tanànany ka tonga tsy nisy mponina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mierona hamely azy ny liona tanora, sy miloa-peo mafy, ka mahatonga ny taniny ho lao. Voadotry ny afo ny tanànany, ka tsy misy mponina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny fieron’ny biby masiaka no fandrahonan’ireo azy; ka nahatonga ny taniny ho lao sy nandorana ny tanànany ho tsy azo onenana.
Malagasy Bible 1865
Hamely azy no ampieronan'ny liona tanora sy amoahany feo ka mahatonga ny taniny ho lao nodorana ny tanànany, ka tsy nisy mponina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamely azy no mampierona ny liona tanora sy amoahany feo ka mahatonga ny taniny ho lao; nodorana ny tanànany ka tonga tsy nisy mponina.
malagasy
Hamely azy no ampieronan'ny liona tanora sy amoahany feo ka mahatonga ny taniny ho lao nodorana ny tanànany, ka tsy nisy mponina.