Jeremiah 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mponina tao Nofa sy Tapanesa aza dia nampangadihady ny tampon-dohanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Nôfa sy i Tafnesa avy no nanabory ny lohanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny mponina tao Memfisa sy tao Tahapanehesa aza mba nanety ny lohanao hangadihady, ry Israely.
Malagasy Bible 1865
Ny mponina tao Memfisa sy Tapanesa aza efa nampangadihady ny tampon-dohanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mponina tao Nofa sy Tapanesa aza dia nampangadihady ny tampon-dohanao.
malagasy
Ny mponina tao Memfisa sy Tapanesa aza efa nampangadihady ny tampon-dohanao.[Heb. Nofa]