Jeremiah 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy ny nahafoizanao NY TOMPO Andriamanitrao tamin’ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no mahazo anao, moa tsy dia noho ianao nahafoy an’i Iaveh Andriamanitrao, tamin’ny andro nitondrany anao teny an-dalana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nahatonga izany taminao ve tsy noho ny nandaozanao ny TOMPO Andriamanitrao tamin’ny andro nitantanany anao teny an-dalana?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy ny nahafoizanao an'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy ny nahafoizanao NY TOMPO Andriamanitrao tamin’ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?
malagasy
Moa tsy ny nahafoizanao an'i Jehovah Andriamanitrao tamin'ny andro nitondrany anao teny an-dalana va no nahatonga izany taminao?