Jeremiah 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa inona no antony ankanesanao amin’ny lalana mankany Ejipta hisotro ny ranon’i Sihora? Ary inona no antony ankanesanao amin’ny lalana mankany Asiria hisotro ny rano amin’ny ony Eofrata?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, inona no ataonao any amin’ny lalana mankany Ejipta, handeha hisotro ny ranon’i Nila? Ary inona ny ataonao eny amin’ny lalana mankany Asiria, handeha hisotro ny rano amin’ny Ony?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, inona no soa ho anao amin’ny fankanesana any Ejipta? Hisotro ny ranon’i Neily ve? Ary inona no soa ho anao amin’ny fankanesana any Asiria? Hisotro ny ranon’i Eofrata ve?
Malagasy Bible 1865
Koa inona no anton'ny ankanesanao amin'ny lalana mankany Egypta Hisotro ny ranon'i Sihora? Ary inona no anton'ny ankanesanao amin'ny lalana mankany Asyria hisotro ny rano amin'ny Ony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa inona no antony ankanesanao amin’ny lalana mankany Ejipta hisotro ny ranon’i Sihora? Ary inona no antony ankanesanao amin’ny lalana mankany Asiria hisotro ny rano amin’ny ony Eofrata?
malagasy
Koa inona no anton'ny ankanesanao amin'ny lalana mankany Egypta Hisotro ny ranon'i Sihora? Ary inona no anton'ny ankanesanao amin'ny lalana mankany Asyria hisotro ny rano amin'ny Ony? [Neily][Eofrata]