Jeremiah 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny haratsianao no anafaizana anao, ary ny fikomianao no ananarana anao; koa fantaro sy hevero fa ratsy sady mangidy ny nahafoizanao NY TOMPO Andriamanitrao sy ny tsy nisian’ny tahotrao Ahy, Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny haratsianao no mamely anao, ary ny fiodinanao no manafay anao. Koa fantaro sy jereo, fa ratsy sady mangidy manao ahoana, ny nahafoizanao an’i Iaveh Andriamanitrao, sy ny tsy nanananao tahotra Ahy kely akory, - teny marin’ny Tompo Iavehn’ny tafika. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho voasazy ianao noho ny ratsy nataonao ary hofaizina noho ny fivadihanao! Ho fantatrao amin’izay fa mangidy sy ratsy ny nandaozanao Ahy TOMPO Andriamanitrao sy ny tsy anajanao Ahy intsony, hoy ny teny hentitry ny Tompo, ANDRIAMANITR’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ny haratsianao no anafaizana anao, ary ny fihodinanao no ananarana anao; Koa fantaro sy hevero fa ratsy sady mangidy ny nahafoizanao an'i Jehovah Andriamanitrao sy ny tsy nisian'ny tahotrao Ahy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny haratsianao no anafaizana anao, ary ny fikomianao no ananarana anao; koa fantaro sy hevero fa ratsy sady mangidy ny nahafoizanao NY TOMPO Andriamanitrao sy ny tsy nisian’ny tahotrao Ahy, Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.
malagasy