Jeremiah 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa Izaho namboly anao toy ny karazam-boaloboka tsara indrindra, dia rantsana tsara avokoa; koa nahoana no nanjary sampany ratsy ianao, ary tonga voaloboka hafa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho anefa namboly anao, ho karazam-boaloboka tsara indrindra, avy amin’ny fototra tena tsara avokoa. Ka ahoana no dia niovanao amiko, ho sampana ratsy avy amin’ny voaloboka hafa karazana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho anefa no namboly anao tahaka ny voaloboka tsara, dia rantsana tsara tokoa. Koa nahoana àry ianao no niova ho sampany ratsy sy tonga voaloboka hafa?
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho namboly anao ho karazam-boaloboka tsara indrindra, dia rantsana tsara avokoa; Ka ahoana no nanjary sampany ratsy ianao ho voaloboka hafa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa Izaho namboly anao toy ny karazam-boaloboka tsara indrindra, dia rantsana tsara avokoa; koa nahoana no nanjary sampany ratsy ianao, ary tonga voaloboka hafa?
malagasy
Fa Izaho namboly anao ho karazam-boaloboka tsara indrindra, dia rantsana tsara avokoa; Ka ahoana no nanjary sampany ratsy ianao ho voaloboka hafa?