Jeremiah 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia misasa amin’ny sirahazo aza ianao ka maka lavenona betsaka hanadiovana anao, ny helokao dia mbola voasoratra eo anatrehako ihany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, na dia handro amin’ny sirahazo aza ianao, ka hataonao betsaka ny siravondrona, mbola ho voaloto eo anatrehako ihany ianao noho ny fahotanao, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia misasa ny tenanao toy ny fanasa lamba aza ianao ka hampiasa savony betsaka, dia tsy ho afaka ny fahadisoanao fa ho toy ny tseroka eo anatrehako, hoy ny teny hentitry ny Tompo ANDRIANANAHARY.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia misasa sirahazo aza ianao ka maka lavenona betsaka hanadiovana anao, ny helokao dia mbola voasoratra eo anatrehako ihany, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia misasa amin’ny sirahazo aza ianao ka maka lavenona betsaka hanadiovana anao, ny helokao dia mbola voasoratra eo anatrehako ihany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Fa na dia misasa sirahazo aza ianao ka maka lavenona betsaka hanadiovana anao, ny helokao dia mbola voasoratra eo anatrehako ihany, hoy Jehovah Tompo.[Na: maloto]