Jeremiah 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy ry borikidia vavy, tamana any an-tany efitra, izay manimbolo ny rivotra noho ny faniriany; koa iza no mahasakana ny fahamaimaizany? Izay rehetra mitady azy dia tsy ho sasa-poana; fa amin’ny volana fahamaimaizany no hahitany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ampondra vavy dia, zatra efitra: manimbolo ny rivotra izy, noho ny firehetan’ny filàny; iza no hahasakana azy tsy hiarana amin’izay iriny? Tsy hisasatra akory izay rehetra mitady azy, fa mahita azy amin’ny volany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny borikivavidia zatra any an-taniefitra ianao: Miandry lahy izy ka manimbolo rivotra, sady maimay erỳ ka tsy misy mahasakana azy. Tsy sahirana akory ireo lahy rehetra mitady azy, fa mahita azy amin’ny volana mahamaimay azy!
Malagasy Bible 1865
Sy ry borikivavi-dia tamàna any an-efitra, izay manimbolo ny rivotra noho ny faniriany; Ary ny fahamaimaizany iza no mahasakana azy? Izay rehetra mitady azy dia tsy ho sasa-poana; Fa amin'ny volany no hahitany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy ry borikidia vavy, tamana any an-tany efitra, izay manimbolo ny rivotra noho ny faniriany; koa iza no mahasakana ny fahamaimaizany? Izay rehetra mitady azy dia tsy ho sasa-poana; fa amin’ny volana fahamaimaizany no hahitany azy.
malagasy