Jeremiah 2:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema! Fa ho afaka amin’ny tongotrao ny kapanao, ary ho maina ny tendanao; nefa hoy ianao: Tsy manantena inona aho! Tsia! Fa ny vahiny no tiako ka hanaraka azy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo mba tsy hiala kapa ny tongotrao, ary mba tsy ho maina ny tendanao! Nefa hoy ianao: ‹Tsy hisy antony tsinona! Tsia, fa ny hafa tiako, ka hanaraka an’ireny aho!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Atsaharo ny hazakazakao, ry Israely, fandrao haradratra ny tongotrao tsy mikapa ary koa ho maina ny tendanao.» Nefa hoy ny navalinao hoe: «Tsy mampiraika ahy izany, fa tiako ny andriamani-kafa ka tsy maintsy miaraka aminy aho.»
Malagasy Bible 1865
Aza esorina ny kapa amin'ny tongotrao; Ary aoka tsy ho maina ny tendanao; Nefa hoy ianao: Tsy misy fanantenana; Tsia! fa ny hafa no tiako, ka dia hanaraka azy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema! Fa ho afaka amin’ny tongotrao ny kapanao, ary ho maina ny tendanao; nefa hoy ianao: Tsy manantena inona aho! Tsia! Fa ny vahiny no tiako ka hanaraka azy aho.
malagasy
Aza esorina ny kapa amin'ny tongotrao; Ary aoka tsy ho maina ny tendanao; Nefa hoy ianao: Tsy misy fanantenana; Tsia! fa ny hafa no tiako, ka dia hanaraka azy aho.