Jeremiah 2:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no mifandahatra Amiko ianareo? Fa samy efa nikomy Tamiko ianareo rehetra, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no ifandaharanareo amiko? Nefa efa niodina tamiko avokoa ianareo, - teny marin’i Iaveh.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no mifandahatra amiko ianareo, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, kanefa ianareo rehetra no nivadika tamiko?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no mifandahatra amiko ianareo? Fa samy efa niodina tamiko ianareo rehetra, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no mifandahatra Amiko ianareo? Fa samy efa nikomy Tamiko ianareo rehetra, hoy NY TOMPO.
malagasy
Nahoana no mifandahatra amiko ianareo? Fa samy efa niodina tamiko ianareo rehetra, hoy Jehovah.