Jeremiah 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Masina ho an’NY TOMPO ny Israely sady santa-bokatra ho Azy; izay rehetra nihinana azy dia nohelohina ary loza no nanjo ireny, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahizany i Israely dia ilay zavatra voatokana ho an’i Iaveh, dia ilay voaloham-bokany, ka izay nihinana taminy, dia nahazo heloka, ka nozoin-doza, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voatokana ho AHY irery ianao tamin’izay, ry Israely, toy ireo voaloham-bokatry ny tany. Izay rehetra nikasika anao dia nahita raharaha tamiko, ka niharan-doza avy hatrany. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Masina ho an'i Jehovah ny Isiraely sady santatra amin'ny vokany; Izay rehetra nihinana azy dia nohelohina, ny loza no nanjo ireny, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Masina ho an’NY TOMPO ny Israely sady santa-bokatra ho Azy; izay rehetra nihinana azy dia nohelohina ary loza no nanjo ireny, hoy NY TOMPO.
malagasy
Masina ho an'i Jehovah ny Isiraely sady santatra amin'ny vokany; Izay rehetra nihinana azy dia nohelohina, ny loza no nanjo ireny, hoy Jehovah.