Jeremiah 2:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Foana ny namelezako ny zanakareo, fa tsy zaka nanarina izy; ny sabatrareo no nandringana ny mpaminaninareo, toy ny liona mamiravira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nikapohako ny zanakareo, foana; fa tsy nahazo anatra tamin’izany akory izy ireo; ny zavatrareo nandevona ny mpaminaninareo, hoatra ny liona mpandripaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nikapoka anareo toy ny zanako Aho, fa tsy nahoanareo akory izany; tsy zaka nanarina ianareo. Tahaka ny liona namiravira no namonoanareo ny mpaminany ho fatin’ny sabatrareo.
Malagasy Bible 1865
Foana ny namelezako ny zanakareo, fa tsy zaka nanarina izy; Ny sabatrareo nandringana ny mpaminaninareo, toy ny liona mamiravira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Foana ny namelezako ny zanakareo, fa tsy zaka nanarina izy; ny sabatrareo no nandringana ny mpaminaninareo, toy ny liona mamiravira.
malagasy
Foana ny namelezako ny zanakareo, fa tsy zaka nanarina izy; Ny sabatrareo nandringana ny mpaminaninareo, toy ny liona mamiravira.[Heb. nihinana]