Jeremiah 2:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanadino ny firavany va ny virijiny, na hanadino ny fehikibony misy haingony va ny ampakarina? Tsy hita isa anefa ny andro nanadinoan’ny oloko Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manadino ny firavany va ny zazavavy, sy manadino ny fehinkibony ny fofom-bady? Ny vahoakako kosa anefa nanadino Ahy, hatramin’ny andro efa tsy hita isa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa manadino ny firàvany ve ny virijiny? sa manadino ny etrany voarandrana ve ny ampakarina? Tsia, nefa ianareo vahoakako efa nanadino Ahy hatramin’ny andro maro tsy voaisa.
Malagasy Bible 1865
Hanadino ny firàvany va ny virijina, na hanadino ny fehin-kibony misy haingony va ny ampakarina? Nefa tsy hita isa ny andro nanadinoan'ny oloko Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanadino ny firavany va ny virijiny, na hanadino ny fehikibony misy haingony va ny ampakarina? Tsy hita isa anefa ny andro nanadinoan’ny oloko Ahy.
malagasy
Hanadino ny firàvany va ny virijina, na hanadino ny fehin-kibony misy haingony va ny ampakarina? Nefa tsy hita isa ny andro nanadinoan'ny oloko Ahy.