Jeremiah 2:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanto izany fandehanao hitady fitia izany ka na dia ny vehivavy ratsy fanahy aza dia ampianarinao ny fombanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akory izany fahaizanao mandamina ny lalanao raha hitady fitia! Noho izany na ny heloka aza, ataonao zatra ny lalanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Endrey izany tetikao hitady fitia, hany ka nihazatra nanao heloka ianao!
Malagasy Bible 1865
Kanto izany fandehanao hitady fitia izany, ka zarinao ho amin'ny ratsy ny dianao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanto izany fandehanao hitady fitia izany ka na dia ny vehivavy ratsy fanahy aza dia ampianarinao ny fombanao.
malagasy
Kanto izany fandehanao hitady fitia izany, ka zarinao ho amin'ny ratsy ny dianao![Na: Ka na dia ny vehivavy ratsy fanahy aza dia ampianarinao ny fombanao]