Jeremiah 2:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho ka ho afaka amiko ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny ilazanao hoe: Tsy nanota aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ianao: ‹Tsy manan-tsiny aho; efa afaka tokoa ny fahatezerany tamiko.› Indro hifandahatra aminao Aho, amin’ny anaovanao hoe: Tsy nanota aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mihambo ho tsy manan-tsiny ianao, ary tsy ara-drariny ny itezerako anao. Koa noho ianao milaza ho tsy manao ratsy, dia hanenjika anao amin’ny fitsarana Aho.
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho, efa afaka amiko tokoa ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny anaovanao hoe: Tsy nanota aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho ka ho afaka amiko ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny ilazanao hoe: Tsy nanota aho.
malagasy
Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho, efa afaka amiko tokoa ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny anaovanao hoe: Tsy nanota aho.