Jeremiah 2:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ianao no maimaika hanova ny alehanao? Fa ho menatra noho ny amin’i Ejipta koa ianao, toy ny nahamenaranao noho ny amin’i Asiria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba maika loatra ianao hanova ny lalanao! Hataon’i Ejipta mahazo henatra ianao, toy ny nahazoanao henatra tamin’i Asiria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana no nanovanao faingana ny tetikao? Kanefa ho diso fanantenana amin’i Ejipta ianao tahaka ny nahazo anao tamin’i Asiria.
Malagasy Bible 1865
Nahoana ianao no maika hanova ny alehanao? Fa ho menatra noho ny amin'i Egypta koa ianao, toy ny nahamenaranao noho ny amin'i Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ianao no maimaika hanova ny alehanao? Fa ho menatra noho ny amin’i Ejipta koa ianao, toy ny nahamenaranao noho ny amin’i Asiria.
malagasy
Nahoana ianao no maika hanova ny alehanao? Fa ho menatra noho ny amin'i Egypta koa ianao, toy ny nahamenaranao noho ny amin'i Asyria.Izany koa dia hialanao, ka hiloloha tanana ianao; Fa nolavin'i Jehovah ny tokinao, ka tsy hambinina amin'ireo ianao.