Jeremiah 2:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiala amin’izany koa ianao ka hiloloha tanana; fa nolavin’NY TOMPO ny zavatra maro nitokisanao ka tsy hahomby miaraka amin’ireo ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy any ianao dia hiverina, miloloha tanana; satria nolavin’i Iaveh ry zareo itokianao, ka tsy hahomby ianao miankina amin’ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hialanao amin-kenatra koa i Ejipta ka hanaron-tava amin’ny tanana ianao; satria Izaho TOMPO tsy manaiky ny hitadiavanao io karazam-panampiana io, fa tsy hanambina anao izany.
Malagasy Bible 1865
Izany koa dia hialanao, ka hiloloha tanana ianao; Fa nolavin'i Jehovah ny tokinao, ka tsy hambinina amin'ireo ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiala amin’izany koa ianao ka hiloloha tanana; fa nolavin’NY TOMPO ny zavatra maro nitokisanao ka tsy hahomby miaraka amin’ireo ianao.
malagasy
Izany koa dia hialanao, ka hiloloha tanana ianao; Fa nolavin'i Jehovah ny tokinao, ka tsy hambinina amin'ireo ianao.