Jeremiah 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo, ry fokony rehetra amin’ny taranak’Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa ny tenin’i Iaveh, ry taranak’i Jakôba, mbaminareo rehetra, fianakavian’ny taranak’i Israely.» Izao no lazain’i Iaveh:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry taranak’i Jakôba sy ry fokon’i Israely rehetra, henoy ny tenin’ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ry taranak'i Jakoba, sy ianareo, ry fokony rehetra amin'ny taranak'Isiraely!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo, ry fokony rehetra amin’ny taranak’Israely!
malagasy
Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ry taranak'i Jakoba, sy ianareo, ry fokony rehetra amin'ny taranak'Isiraely!