Jeremiah 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Inona moa no tsy marina hitan’ny razanareo Tamiko, no dia nanalavitra Ahy izy sady nanaraka zava-poana ka nanjary zava-poana koa izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Inona no tsy marina, hitan’ny zanakareo tamiko, no dia nihataka tamiko izy, ka nanaraka ny zava-poana sy tonga zava-poana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izao no lazainy aminareo: Inona moa no hadisoana hitan’ny razanareo tamiko no dia nanalavitra Ahy TOMPO izy? Nandeha nanaraka zava-poana izy ka dia tonga zava-poana koa!
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Inona moa no tsy marina hitan'ny razanareo tamiko, no dia nanalavitra Ahy izy sady nanaraka ny zava-poana, ka dia tonga zava-poana koa izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Inona moa no tsy marina hitan’ny razanareo Tamiko, no dia nanalavitra Ahy izy sady nanaraka zava-poana ka nanjary zava-poana koa izy?
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Inona moa no tsy marina hitan'ny razanareo tamiko, no dia nanalavitra Ahy izy sady nanaraka ny zava-poana, ka dia tonga zava-poana koa izy?