Jeremiah 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mbola hifandahatra aminareo Aho, hoy NY TOMPO, ary hiady amin’ny zafinareo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mbola hifandahatra aminareo Aho - teny marin’i Iaveh, - ary hifandahatra amin’ny zanaky ny zanakareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia hifandahatra hiady aminareo Aho, ary hatrany amin’ny zafinareo no hiadiako; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Koa mbola hifandahatra aminareo Aho, hoy Jehovah, sy hiady amin'ny zafinareo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mbola hifandahatra aminareo Aho, hoy NY TOMPO, ary hiady amin’ny zafinareo koa.
malagasy
Koa mbola hifandahatra aminareo Aho, hoy Jehovah, sy hiady amin'ny zafinareo koa.