Jeremiah 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy mba hahatonga an’Ineny ho fasako ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izy tsy namono ahy hatrany am-bohoka, hahatonga an’i neny ho fasako, na ho voatana ao an-kibony mandrakizay aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana Andriamanitra no tsy namela ahy ho faty hatrany am-bohoka? Dia ho nahatonga an’i Neny ho fasako izany, ka ho izy no ilay Ambatobevohòka.
Malagasy Bible 1865
Satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy, hahatonga an'Ineny ho fasako, ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy mba hahatonga an’Ineny ho fasako ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony.
malagasy
Satria tsy nahafaty ahy tany an-kibo izy, hahatonga an'Ineny ho fasako, ka hivesatra ahy mandrakariva ny kibony.Nahoana re aho no nivoaka avy tany an-kibo mba hahita fahoriana sy alahelo, ka ho lany aman-kenatra ny androko!