Jeremiah 20:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia nesorin’i Pasora tamin’ny boloky hazo i Jeremia. Dia hoy i Jeremia taminy: Tsy nataon’NY TOMPO hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-Misabiba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitso dia nasain’i Fasora notsoahana amin’ny boloky hazo i Jeremia, ka hoy i Jeremia taminy: «Tsy i Fasora intsony no iantsoan’i Iaveh anao, fa i Magôra-Misabiba.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitso vao novahan’i Pasehora, teo amin’ny tsatòka i Jeremià. Ary hoy i Jeremià taminy: –Tsy i Pasehora intsony no anarana hiantsoan’ny TOMPO anao fa Magôra-Misabiba, izany hoe «Fihorohoroana hatraiza hatraiza ».
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso, dia nesorin'i Pasora tamin'ny boloky hazo Jeremia. Dia hoy Jeremia taminy: Tsy nataon'i Jehovah hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-misabiba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia nesorin’i Pasora tamin’ny boloky hazo i Jeremia. Dia hoy i Jeremia taminy: Tsy nataon’NY TOMPO hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-Misabiba.
malagasy
Ary nony ampitso, dia nesorin'i Pasora tamin'ny boloky hazo Jeremia. Dia hoy Jeremia taminy: Tsy nataon'i Jehovah hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-misabiba.[Pasora = fiadanana manodidina(?)][Magora-misabiba = Fampangorohoroana manodidina]