Jeremiah 21:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manandrina ity tanàna ity Aho hahatonga loza aminy, fa tsy soa, hoy NY TOMPO; hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona izy ka hodorany amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria hahatonga loza, fa tsy soa amin’ity tanàna ity, no nitodihan’ny Tavako azy, - teny marin’i Iaveh, - dia hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna izy, ka hodorany ho levona amin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy ny hitondra soa amin’ity tanàna ity no kendreko, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, fa ny hitondra loza aminy; hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna izy hodorany amin’ny afo.»
Malagasy Bible 1865
Fa efa manandrina ity tanàna ity Aho hahatonga loza aminy, fa tsy soa, hoy Jehovah; hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity ka hodoroany amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manandrina ity tanàna ity Aho hahatonga loza aminy, fa tsy soa, hoy NY TOMPO; hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilona izy ka hodorany amin’ny afo.
malagasy
Fa efa manandrina ity tanàna ity Aho hahatonga loza aminy, fa tsy soa, hoy Jehovah; hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity ka hodoroany amin'ny afo.