Jeremiah 21:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hamaly anareo araka ny vokatry ny asanareo Aho, hoy NY TOMPO, ary handrehitra afo ao amin’ny alany ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanasazy anareo araka ny vokatry ny asanareo Aho, - teny marin’i Iaveh, - handrehitra afo amin’ny alany Aho, ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no hirotsaka hamely anareo, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, araka ireo vokatry ny ratsy nataonareo. Dia hodorako amin’ny afo ny andry sedera marobe eo aminareo; ka ny zavatra rehetra manodidina ireo andry ireo dia ho levon’izany afo izany.
Malagasy Bible 1865
Fa hamaly anareo araka ny vokatry ny asanareo Aho, hoy Jehovah, ary handrehitra afo ao amin'ny alany, ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hamaly anareo araka ny vokatry ny asanareo Aho, hoy NY TOMPO, ary handrehitra afo ao amin’ny alany ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.
malagasy
Fa hamaly anareo araka ny vokatry ny asanareo Aho, hoy Jehovah, ary handrehitra afo ao amin'ny alany, ka handevona ny manodidina azy rehetra izany.