Jeremiah 21:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Indro, haveriko ny fiadiana eny an-tananareo izay entinareo miady eny ivelan’ny manda amin’ny mpanjakan’i Babilona sy amin’ny Kaldeana izay manao fahirano anareo, ka hangoniko eto afovoan’ity tanàna ity ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely: Indro, ny fiadiana eny an-tananareo, entinareo miady any ivelan’ny manda, amin’ny mpanjakan’i Babilôna sy ny Kaldeanina, izay manao fahirano anareo, dia hataoko miverina any aoriana sy hangoniko eo afovoan’ny tanàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izao fanambaràn’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely izao: «Indro hataoko miverin-dalana ireo miaramila izay miady any ivelan’ny manda amin’ny mpanjakan’i Babilôna sy ny Kaldeanina noho ny fahirano ataony anareo, ka hampodîko ho ao afovoan-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, haveriko ny fiadiana eny an-tananareo, izay entinareo miady eny ivelan'ny manda amin'ny mpanjakan'i Babylona sy amin'ny Kaldeana, izay manao fahirano anareo, ka hangoniko eto afovoan'ity tanàna ity ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Indro, haveriko ny fiadiana eny an-tananareo izay entinareo miady eny ivelan’ny manda amin’ny mpanjakan’i Babilona sy amin’ny Kaldeana izay manao fahirano anareo, ka hangoniko eto afovoan’ity tanàna ity ireo.
malagasy