Jeremiah 21:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamely ny mponina amin’ity tanàna ity Aho, na olona, na biby: Ho fatin’ny areti-mandringana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasiako avokoa ny mponina amin’ity tany ity, na olona na biby, ka ho fatin’ny pesta mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamely izay rehetra monina amin’ity tanàna ity Aho, na olona na biby, ka ho fatin’ny areti-mandringana izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary hamely ny mponina amin'ity tanàna ity Aho, na olona, na biby: ho fatin'ny aretim-be mandringana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamely ny mponina amin’ity tanàna ity Aho, na olona, na biby: Ho fatin’ny areti-mandringana izy.
malagasy
Ary hamely ny mponina amin'ity tanàna ity Aho, na olona, na biby: ho fatin'ny aretim-be mandringana izy.