Jeremiah 21:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ity firenena ity dia hilazanao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, ataoko eo anoloanareo ny lalan’ny fiainana sy ny lalan’ny fahafatesana:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lazao amin’io vahoaka io hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Indro ataoko eo anoloanareo ny lalan’ny fiainana sy ny lalan’ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy hafatra hafa koa nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià ho an’ny vahoaka hoe: «Izao no lazain’ny Tompo: indro ianareo apetrako eo an-tsampanan-dalana, ka eo anoloanareo ny fiainana sy ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Ary ity firenena ity dia hilazanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, ataoko eo anoloanareo ny lalan'ny fiainana sy ny lalan'ny fahafatesana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ity firenena ity dia hilazanao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, ataoko eo anoloanareo ny lalan’ny fiainana sy ny lalan’ny fahafatesana:
malagasy
Ary ity firenena ity dia hilazanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, ataoko eo anoloanareo ny lalan'ny fiainana sy ny lalan'ny fahafatesana: