Jeremiah 22:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Midìna any amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda ka lazao any izao teny izao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Midìna ho any an-tranon’ny mpanjakan’i Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny TOMPO tamin’i Jeremià: –Midîna any an-dapan’ny mpanjakan’i Joda ianao ka ambarao any ity hafatra ity
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Midina any amin'ny tranon'ny mpanjakan'ny Joda, ka lazao any izao teny izao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Midìna any amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda ka lazao any izao teny izao hoe:
malagasy
[Anatra mafy noho ny faharatsian'ny mpanjakan'ny Joda] Izao no lazain'i Jehovah: Midina any amin'ny tranon'ny mpanjakan'ny Joda, ka lazao any izao teny izao hoe: