Jeremiah 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hanendry mpandrava hamely anao Aho, ary samy hitondra ny fiadiany avy izy; dia hokapain’ireo ny sederanao voafantina ka hariany ao anaty afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa manomana mpandrava hamely anao Aho, ka samy mitondra ny fiasàny avy izy ireo; hokapainy ny sederanao voafantina, dia hatsipiny amin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanetsika mpandrava hamely anao Aho, dia mpandrava izay samy ary fitaovana. Hokapainy ny sederanao voafantina ka hatsipiny any anaty afo.
Malagasy Bible 1865
Ary hanendry mpandrava hamely anao Aho, Izay samy hitondra ny fiadiany avy; Dia hokapain'ireo ny sederanao voafantina ka hariany ao anaty afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hanendry mpandrava hamely anao Aho, ary samy hitondra ny fiadiany avy izy; dia hokapain’ireo ny sederanao voafantina ka hariany ao anaty afo.
malagasy
Ary hanendry mpandrava hamely anao Aho, Izay samy hitondra ny fiadiany avy; Dia hokapain'ireo ny sederanao voafantina ka hariany ao anaty afo.[heb. hanamasina]