Jeremiah 23:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’ireo mpiandry ondry izay manimba sy mampihahaka ny ondry fiandriko, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’ny mpiandry manary sy manahaka ny ondry eo amin’ny kijanako, - teny marin’i Iaveh! -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Lozanareo mpitarika ny vahoakako, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, fa mpiandry ratsy mamela ny andian’ondry ho reraka sy hihahaka ianareo.»
Malagasy Bible 1865
Lozan'ireo mpiandry izay manimba sy mampihahaka ny ondry fiandriko, hoy Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’ireo mpiandry ondry izay manimba sy mampihahaka ny ondry fiandriko, hoy NY TOMPO.
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny mpiandry tsara, indrindra fa ny Rantsan'i Davida] Lozan'ireo mpiandry izay manimba sy mampihahaka ny ondry fiandriko, hoy Jehovah