Jeremiah 23:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’ny mpaminany ama-mpisorona aza no olona tsy voahasina, ary hitako hatrao an-tranoko aza ny haratsiany, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpaminany ama-mpisorona dia samy fangoloka avokoa. Na dia hatrany an-tranoko aza dia ahitako ny faharatsiany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; Na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy NY TOMPO.
malagasy
Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; Na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy Jehovah.[Na: ratsy fanahy]