Jeremiah 23:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ho toy ny lala-malama amin’ny haizim-pito ny lalany; hifanosika izy ka ho potraka ao; fa hahatonga loza aminy Aho amin’ny taona hamaliana azy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ny lalan’izy ireo hanjary fitoerana malama ao amin’ny maizina, ho azy ireo; haronjina sy ho lavo eo izy; satria hampidi-doza aminy Aho, amin’ny taona hamangiako azy, - teny marin’i Iaveh.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia hanjary malama ny lalany. Hifandona anaty haizina izy ka hianjera, fa hataoko tonga aminy ny loza amin’ny taona hirotsahako hamely azy. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.»
Malagasy Bible 1865
Koa dia ho toy ny lala-malama amin'ny aizim-pito ny lalany; Haronjina izy, ka dia ho potraka ao; Fa hahatonga loza aminy Aho amin'ny taona hamaliana azy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ho toy ny lala-malama amin’ny haizim-pito ny lalany; hifanosika izy ka ho potraka ao; fa hahatonga loza aminy Aho amin’ny taona hamaliana azy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Koa dia ho toy ny lala-malama amin'ny aizim-pito ny lalany; Haronjina izy, ka dia ho potraka ao; Fa hahatonga loza aminy Aho amin'ny taona hamaliana azy, hoy Jehovah.