Jeremiah 23:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny mpaminanin’i Samaria no nahitako zavatra mahaloiloy: Naminany tamin’ny Baala izy ka nampivily ny Israely oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ireo mpaminanin’i Samaria Aho nahita fahadalana, fa naminany tamin’ny anaran’i Baala izy ireo, ka nampaniasia an’i Israely vahoakako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tao amin’ny mpaminanin ’i Samaria no nahitako zavatra maharikoriko: naminany tamin’ny anaran’i Bahala izy ary nampivaona ny Israelita vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny mpaminanin'i Samaria no nahitako zavatra mahaloiloy: Naminany tamin'i Bala izy ka nampivily ny Isiraely oloko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny mpaminanin’i Samaria no nahitako zavatra mahaloiloy: Naminany tamin’ny Baala* izy ka nampivily ny Israely oloko.
malagasy
Ary tamin'ny mpaminanin'i Samaria no nahitako zavatra mahaloiloy: Naminany tamin'i Bala izy ka nampivily ny Isiraely oloko,