Jeremiah 23:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza moa no efa isan’ny mpihevitra teo amin’NY TOMPO ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny Taminy ka nihaino ny teniny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa zovy moa no nanatrika ny fisainan’i Iaveh, ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no efa nanongilan-tsofina nihaino ny teniny, ka nandre izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa no efa nanatrika tao amin’ny filankevitro, hoy Izaho TOMPO? Iza no nahita sy nandre izay nolazaiko tao? Ary iza no naharay sy nahatakatra ny teniko?»
Malagasy Bible 1865
Fa iza moa no efa isan'ny mpihevitra teo amin'i Jehovah ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny taminy ka nihaino ny teniny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza moa no efa isan’ny mpihevitra teo amin’NY TOMPO ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny Taminy ka nihaino ny teniny?
malagasy
Fa iza moa no efa isan'ny mpihevitra teo amin'i Jehovah ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny taminy ka nihaino ny teniny?