Jeremiah 23:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E! Ny tadion’NY TOMPO! Mivoaka ny fahatezerana sy ny tadio mitambolimbolina ka miantonta amin’ny lohan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro ny tafio-drivotr’i Iaveh; ny fahatezerana efa hipoaka; mitambolibolina ny tadiony ka mihantona amin’ny lohan’ny tsy tia fivavahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro tamy ny rambon-danitra, dia ny fahatezeran’ny TOMPO. Toy ny rivo-doza mitambolimbolina no fiantontany eny an-dohan’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
He! ny tadion'i Jehovah! Mivoaka ny fahatezerana sy ny tadio mitambolimbolina ka miantonta amin'ny lohan'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E! Ny tadion’NY TOMPO! Mivoaka ny fahatezerana sy ny tadio mitambolimbolina ka miantonta amin’ny lohan’ny ratsy fanahy.
malagasy
He! ny tadion'i Jehovah! Mivoaka ny fahatezerana sy ny tadio mitambolimbolina ka miantonta amin'ny lohan'ny ratsy fanahy.