Jeremiah 23:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ireo mpitondra izay miandry ny oloko: Efa nampihahaka ny ondriko sy nandao azy ianareo, fa tsy nikarakara azy; koa indro, hovaliako ianareo noho ny ratsy nataonareo, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely, ny amin’ireo mpiandry miandry ny vahoakako: Ny ondriko dia nahahakareo, naronjindronjinareo; tsy niahy azy ireo ianareo. Koa indro Aho kosa mba hiahy, hamelezako anareo, ny haratsian’ny nataonareo, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ny amin’ireo mpiandry ratsy ireo: «Navelanareo hihahaka sy naparitakareo ny ondriko fa tsy nokarakarainareo. Koa indro Aho hirotsaka an-tsehatra hamely anareo noho ny asa ratsinareo! Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, ny amin'ireo mpiandry izay miandry ny oloko: Hianareo efa nampihahaka ny ondriko sy nandronjindronjina azy, fa tsy nanolokolo azy; Koa, indro, hovaliako ianareo noho ny faharatsian'ny ataonareo, hoe Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, ny amin’ireo mpitondra izay miandry ny oloko: Efa nampihahaka ny ondriko sy nandao azy ianareo, fa tsy nikarakara azy; koa indro, hovaliako ianareo noho ny ratsy nataonareo, hoy NY TOMPO.
malagasy