Jeremiah 23:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatezeran’NY TOMPO dia tsy hitsahatra raha tsy efany sy tanterany ny hevitry ny fony; mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hihemotra ny hatezeran’i Iaveh raha tsy efa vitany sy tanterany ny hevitry ny fony. Ho fantatrareo mazava izany, amin’ny andro farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hitsahatra mirehitra ny fahatezeran’ny TOMPO, raha tsy efa nahatontosa sy nahatanteraka izay fandaharan-javatra notapahiny. Amin’ny andro any aoriana any vao tena ho takatrareo izany.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatezeran'i Jehovah tsy ho afaka ambara-panefany sy ambara-panatanterany ny hevitry ny fony; Mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatezeran’NY TOMPO dia tsy hitsahatra raha tsy efany sy tanterany ny hevitry ny fony; mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany.
malagasy
Ny fahatezeran'i Jehovah tsy ho afaka ambara-panefany sy ambara-panatanterany ny hevitry ny fony; Mbola ho fantatrareo marimarina izany any am-parany.