Jeremiah 23:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy naniraka ireo mpaminany ireo Aho kanefa nidodododo ihany izy, tsy niteny taminy Aho kanefa naminany ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho tsy naniraka ireo mpaminany; nefa nihazakazaka izy! Izaho tsy niteny taminy, nefa naminany izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy naniraka ireo mpaminany ireo Aho, kanefa nidodododo ihany izy, hoy ny Tompo. Tsy nilaza taminy na inona na inona Aho kanefa nanao fanambaràna ihany izy.
Malagasy Bible 1865
Tsy naniraka ireo mpaminany ireo Aho, kanefa nidodododo ihany izy, tsy niteny taminy Aho, kanefa naminany ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy naniraka ireo mpaminany ireo Aho kanefa nidodododo ihany izy, tsy niteny taminy Aho kanefa naminany ihany izy.
malagasy
Tsy naniraka ireo mpaminany ireo Aho, kanefa nidodododo ihany izy, tsy niteny taminy Aho, kanefa naminany ihany izy.