Jeremiah 23:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha isan’ireo nandray torohevitra Tamiko izy dia ho nitory ny teniko tamin’ny oloko ka namerina azy hiala tamin’ny lalany ratsy sy tamin’ny ratsy nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nanatrika ny fisainako izy, dia ny teniko ho nambarany tamin’ny vahoakako; ka ho namerina azy hiala amin’ny lalan-dratsiny izy, sy amin’ny faharatsian’ny ataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nanatrika ny filankevitro izy, dia ho afa-nampita ny teniko tamin’ny vahoakako ka ho nitarika azy hiala amin’ny lalan-dratsiny sy amin’ny zava-mamohehatra fanaony.
Malagasy Bible 1865
Fa raha isan'ny mpihevitra teo amiko izy, dia ho nitory ny teniko tamin'ny oloko izy ka namerina azy hiala tamin'ny lalany ratsy sy tamin'ny faharatsian'ny nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha isan’ireo nandray torohevitra Tamiko izy dia ho nitory ny teniko tamin’ny oloko ka namerina azy hiala tamin’ny lalany ratsy sy tamin’ny ratsy nataony.
malagasy
Fa raha isan'ny mpihevitra teo amiko izy, dia ho nitory ny teniko tamin'ny oloko izy ka namerina azy hiala tamin'ny lalany ratsy sy tamin'ny faharatsian'ny nataony.