Jeremiah 23:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa reko ny nolazain’ny mpaminany izay naminany lainga tamin’ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko ny lazain’ireo mpaminany ireo, izay maminany lainga amin’ny Anarako, manao hoe: «Nanonofy aho; nanonofy aho!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho Tompo efa nandre izay nolazain’ireo mpaminany mihambo miteny amin’ny anarako kanefa milaza lainga manao hoe: «Nanonofy aho, eny, nanonofy aho.»
Malagasy Bible 1865
Efa reko ny nolazain'ny mpaminany, Izay naminany lainga tamin'ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa reko ny nolazain’ny mpaminany izay naminany lainga tamin’ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho.
malagasy
Efa reko ny nolazain'ny mpaminany, Izay naminany lainga tamin'ny anarako hoe: Nanonofy aho, nanonofy aho.