Jeremiah 23:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no hiheveran’ireo mpaminany ireo hilazany lainga sy haminaniany araka ny fitaky ny fony
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-pahoviana?... Moa kendren’ireo mpaminany ireo, izay maminany lainga, ireo mpaminany ny fitaky ny fony ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandra-pahoviana no ho toy izany? Fa inona no ao an-tsain’ireny mpaminany ireny, rehefa milaza lainga izy na milaza hevi-dravina ihany?
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana? Moa ao am-pon'ireo mpaminany izay maminany lainga sy maminany araka ny fitaky ny fony va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no hiheveran’ireo mpaminany ireo hilazany lainga sy haminaniany araka ny fitaky ny fony
malagasy
Mandra-pahoviana? Moa ao am-pon'ireo mpaminany izay maminany lainga sy maminany araka ny fitaky ny fony va?