Jeremiah 23:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hampanadino ny oloko ny anarako amin’ny nofiny izay lazainy amin’ny namany avy, toy ny nanadinoan’ny razany ny anarako noho ny amin’ny Baala?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
moa ampoiziny va ny tsy hahatadidiavan’ny vahoakako Ahy, noho ny nofy ifampilazan’izy samy izy avy, toy ny nanadinoan’ny razany ny Anarako, nosoloiny an’i Baala?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony mifampitantara nofy izy, dia tsy mikendry afa-tsy ny hanadinoan’ny vahoakako Ahy, tahaka ny nanadinoan’ny razany Ahy ka nanompoany an’i Bahala.
Malagasy Bible 1865
Ny hampanadino ny oloko ny anarako amin'ny nofiny izay lazainy amin'ny namany avy, toy ny nanadinoan'ny razany ny anarako noho ny amin'i Bala?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hampanadino ny oloko ny anarako amin’ny nofiny izay lazainy amin’ny namany avy, toy ny nanadinoan’ny razany ny anarako noho ny amin’ny Baala*?
malagasy
Ny hampanadino ny oloko ny anarako amin'ny nofiny izay lazainy amin'ny namany avy, toy ny nanadinoan'ny razany ny anarako noho ny amin'i Bala?