Jeremiah 23:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy tahaka ny afo va ny teniko? Hoy NY TOMPO, ary tsy tahaka ny kanonta manorotoro ny vatolampy va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ny teniko va, tsy tahaka ny afo, - teny marin’i Iaveh, - sy tahaka ny kanonta manorotoro ny vatolampy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny teniko dia toy ny afo mandoro, ary toy ny kanonta manorotoro vatolampy, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tsy tahaka ny afo va ny teniko? hoy Jehovah, ary tsy tahaka ny kanonta manorotoro ny vatolampy va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy tahaka ny afo va ny teniko? Hoy NY TOMPO, ary tsy tahaka ny kanonta manorotoro ny vatolampy va?
malagasy
Tsy tahaka ny afo va ny teniko? hoy Jehovah, ary tsy tahaka ny kanonta manorotoro ny vatolampy va?